Teny iditra akofohy (kofoka)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao akofoka [firaketana]
Ohatra  
1Akofohy ny anana fa matetika misy bibin' anana [Rajemisa 1985]
2Akofohy ny lamba fandiavana isa-maraina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/17