Teny iditra akofoka (kofoka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Hofokofohina, ahetsiketsika: Akofohy ny anana fa matetika misy bibin' anana
¶ Akopaka: Akofohy ny lamba fandiavana isa-maraina
¶ Kapohina: Nakofo-drainy ilay zazalahy fa naditra [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
akofoka
akofoko
akofokao
akofony
akofotsika
akofokay
akofokareo
akofok'
akofo-
nakofoka
nakofoko
nakofokao
nakofony
nakofotsika
nakofokay
nakofokareo
nakofok'
nakofo-
hakofoka
hakofoko
hakofokao
hakofony
hakofotsika
hakofokay
hakofokareo
hakofok'
hakofo-
akofohy
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/17