Teny iditra akoho
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazam-borona mpitsindroka, somary bori [...]
¶ Ny teny ilazana ny feon' akoho dia ireto [...] mikoraika (ny akohovavy), mikakàka (ny akohovavy hanatody), mikoràka (ny akohovavy avy nanatody na nisy nanaitra), maneno (ny akoholahy), mikohokoho (ny akoholahy miantso ny akohovavy na ny akohovavy miantso ny zanany [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the domestic fowl. [Sw. k'aka (?).] [Richardson 1885]
   a chicken [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   poule [Rajemisa: Vakoka]
   poulet [Hallanger 1974]
Ohatra   "Angady no entiko andeha hatakaloko akoho. [Rabezandrina: Ikotofetsy, takila 10]
Fa ny akohonay no novonoina ho an' I Manana. [Andraina: Mitaraina, takila 101]
sao hendratrendratry ny akanga tsara soratra lahy
ka tsy nahatsiaro ny akoho niandry ao an-trano
[Fox: Hainteny, laharana 195]
Voambolana  
Ny bikany  
akoho
akohoko
akohonao
akohony
akohontsika
akohonay
akohonareo
akohon'
akohon-
akohom-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/07/28