Teny iditra akoho amam-borona (akoho, amana, vorona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fitambaran'ny karazam-borona fiompy [SLP 1986]
Famaritana frantsay volaille [SLP 1986]
Voambolana 
Ohatra Naneno sy nigagaka tamin' izay ny akoho amam-borona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 58]
Teny nalaina 

2013/10/18