Teny iditra akohofotsy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taifasy] angamaty (aretina) [Rakotosaona 1972]
   [Taimoro] farasisa [Rakotosaona 1972]
   [Tambahoaka] aretindratsy [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra) [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina) [Rakotosaona 1972]
   karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   blennorragie [Rakotosaona 1972, SLP: Voambolana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   ambaniana ~ angatra ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia ~ vania

2011/01/18