Teny iditra akoho mifahy (akoho, fahy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fandikana anglisy a fattened fowl. [Richardson 1885]
Ohatra Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany. [Andriamalala: Ranomasina, takila 31]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31