Teny iditra akohovavy maneno (akoho, vavy, neno)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza ny vehivavy mahery loha ao a [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   c' est une poule qui chante : se disait des femmes qui portent culotte dans le ménage [Veyrières 1913]

Nohavaozina tamin' ny 2016/02/08