Teny iditra akombona (kombona)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Tsy velarina: Akombony ny bokinareo
¶ Hidiana, tsy sokafana: Nakombony tsara ny vavany
¶ Fihinina, fiazana: Akombona ao anaty tanana ny vola [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be closed, to be brought together, to be shut as the lips, a book, etc [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on ferme comme les lèvres, un livre, etc; qu'on serre [Hallanger 1974]
Ny bikany  
akombona
akomboko
akombonao
akombony
akombontsika
akombonay
akombonareo
akombon'
akombon-
akombom-
akombo-
nakombona
nakomboko
nakombonao
nakombony
nakombontsika
nakombonay
nakombonareo
nakombon'
nakombon-
nakombom-
nakombo-
hakombona
hakomboko
hakombonao
hakombony
hakombontsika
hakombonay
hakombonareo
hakombon'
hakombon-
hakombom-
hakombo-
akombony

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/17