Teny iditra akombony (kombona)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao akombona [firaketana]
Ohatra   Akombony ny bokinareo [Rajemisa 1985]
Akombony ny vavan' ise, hoy izy nihery mahitsy an' i Bemavo, raha tsy hiresaka ise tsinona. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/17