Teny iditra akondro vidin' anoka
Singan-teny akondro ; vidy ; anoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra roa samy tsara ifanakalozana ka tsy misy maty antoka na mahazo tombony, mitovy amin' ilay manao hoe: "Angady mondro sy reniakoho: izay mananda no resy". (Ny akondro sy ny ronono dia samy hanina noderain'ny Ntaolo ary nataony ho tena fiadanana ny mihinana azy: "Trano bongo misy ronono sarotra atao malahelo" ary "Raha samy voan-kanina ihany, dia aleo voan-kanina amin'ny akondro") [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ akondrovidinanoka ] The sale of one article to get money to purchase another [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28