Teny iditra akopahy (kopaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao akopaka [firaketana]
Ohatra 
1Akopahy ny tsihy fa be vovoka [Rajemisa 1985]
2Akopahy aloha sao misy zavatra manaraka, hoy Fatakamana. [Rajaonarivelo: Bina, takila 99]

2014/02/05