Teny iditra akoraina (akora)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Esoina amin' ny akora: Tandremo fa iz [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be shouted at, hooted at, as when a criminal is caught, or any one gets into trouble over which others may rejoice. [Richardson 1885]
   to be shouted at, to be jeered [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on hue, qu'on décrie [Hallanger 1974]
Ny bikany  
akoraina
akoraiko
akorainao
akorainy
akoraintsika
akorainay
akorainareo
akorain'
akorain-
akoraim-
akorai-
nakoraina
nakoraiko
nakorainao
nakorainy
nakoraintsika
nakorainay
nakorainareo
nakorain'
nakorain-
nakoraim-
nakorai-
hakoraina
hakoraiko
hakorainao
hakorainy
hakoraintsika
hakorainay
hakorainareo
hakorain'
hakorain-
hakoraim-
hakorai-
akoray
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14