Teny iditra akoralava (akora, lava)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Antsoantson' olona maro tsy misy fijanonany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [lava, long.] A prolonged or continuous shout. [Richardson 1885]
 prolonged or continuous shouting; [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay acclamations sans fin [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

2011/12/28