Teny iditra akorandriaka (akora, riaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy A sea-shell. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay coquillage de mer ou d'eau douce [Abinal 1888]
Voambolana 
Ohatra mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony! [Rajaonarivelo: Bina, takila 11]

2014/02/05