Teny iditra akoran-javatra (akora, zavatra)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [Rajemisa 1985]
   akora ahodina ho tonga zava-hita [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   matières premières [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   akoram-bokatra ~ akoran-draha

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/09