Teny iditra akorany (akora)
Sokajin-teny anarana akora sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Fonon' ny atody, izay mitovy toetra amin' ny sokay, feno loadoaka madinika izay idiran' ny rivotra niainan' ilay zana-borona fony tao anaty atody; ny akora dia mivoatra avy amin' ny ranon-tsokay marihidrihitra mipoitra avy amin' ny faramparan' ny fantsona ivoahan' ny atody fa rehefa tafavoaka ka tratran' ny rivotra io ranon-tsokay io vao mihamafy tonga akora [1.1]
 Zavatra tsy voahodina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A shell; a shell-fish. [Voambolana: Haibiby: tsy manan-kazon-damosina]
An emptied cocoon. [Voambolana: Haibiby: tsy manan-kazon-damosina]
A bamboo which is to be made into a musical instrument, the sound of which somewhat resembles that of a guitar; the strings are formed by separating strips from the body of the bamboo, leaving them attached at each end; these strings are tuned by moveable bridges. See valiha. [Voambolana: Feon-kira: zavamaneno]
Also a name for bullion [1.2]
Fanazavàna teny frantsay La coque d'une chose [1.3]
 Brut [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31