Teny iditra akora tampom-pana (akora)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   sosona madity sy mangotraka ao anatin'ny bolantany mivaingana ho vato rehefa mivoaka ety ivelany [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   magma [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07