Teny iditra akoravato (akora, vato)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vato maranitra na mitrikitriky eny an-dalana [Rajemisa 1985]
 [ akora vato ] silatsila-bato toa tsy ilaina manao ahoana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Loose chips of stone. Rubble walling or foundation. [Richardson 1885]

2012/10/17