Teny iditra | akoretika (koretika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mikoretika tsy milamina, mitsiporetika; akorontana, asafotofoto: Nakoretin' ny ankizy ny fitafiana tao am-bata ka nifangaro be ihany [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |