Teny iditra akory
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Manao ahoana!, Salama! (fiarahabana): Akory kae (ahoana? , nahoana?) [Betsileo] [Rakotosaona 1972]
   Fanontaniana toetoe-javatra: Akory ia [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   how! How great! as, akory lahy ny fahabetsahan' ny olona! How numerous are the people! [Richardson 1885]
   how is that? [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   comment? combien!
¶ akory ianao? comment allez-vous? [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/17