Teny iditra akositra (kositra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina manakositra na maka afo, amin' ny [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   (le bois) qu'on tourne afin de produire du feu [Abinal 1888]
Ny bikany  
akositra
akositro
akositrao
akosiny
akositsika
akositray
akositrareo
akositr'
akosi-
akositry
nakositra
nakositro
nakositrao
nakosiny
nakositsika
nakositray
nakositrareo
nakositr'
nakosi-
nakositry
hakositra
hakositro
hakositrao
hakosiny
hakositsika
hakositray
hakositrareo
hakositr'
hakosi-
hakositry
akosero
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/09