Teny iditra akotralahy
Sokajin-teny   anarana
Ohatra   Fihinan' akotralahy : ny mahamay tsy tsofina, ny mangatsiaka tsy hafanaina. [Rinara 1974]
Ny bikany  
akotralahy
akotralahiko
akotralahinao
akotralahiny
akotralahintsika
akotralahinay
akotralahinareo
akotralahin'
akotralahin-
akotralahim-
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/02