Teny iditra akotrika (kotrika)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Asaina kotrehina, ampikotrehina: Atody telopolo no nakotrik' i Lita ka roapolo no foy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be incubated, to be hatched [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on fait couver, qui sont couvés [Hallanger 1974]
Ny bikany  
akotrika
akotriko
akotrikao
akotriny
akotritsika
akotrikay
akotrikareo
akotrik'
akotri-
nakotrika
nakotriko
nakotrikao
nakotriny
nakotritsika
nakotrikay
nakotrikareo
nakotrik'
nakotri-
hakotrika
hakotriko
hakotrikao
hakotriny
hakotritsika
hakotrikay
hakotrikareo
hakotrik'
hakotri-
akotreho
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14