Teny iditra akotry
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany vary izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   rice in the husk, paddy rice. [Richardson 1885]
   paddy or unhulled rice [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   riz en cosse, paddy [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   Grain de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), encore enveloppé de ses glumes ; "paddy". Voir vary. [Boiteau: Végétaux]
Ohatra   Nitondra vary akotry avy any aminy avy ny olona. [Andraina: Mitaraina, takila 202]
Voambolana  
Anarana siantifika   Oryza sativa
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

2018/04/09