Teny iditra akoty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karazan-damba naiditry ny Arabo. Nanaovana ny anaran-damba atao hoe akotifahana [Ravelojaona 1937]
 Jereo akotifahana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the name of a kind of cloth imported by the Arabs. [Ar. al-ketten, or al-qotn.] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay coutil, tissus en soie du pays avec dessins [Abinal 1888]
Voambolana 
Ny fihaviany Arabo: al-ketten, al-qotn.
Teny mitovy hevitra akotifahana

2016/03/31