Teny iditra aky
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   the large intestines. (Prov.) [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra akỳ
Sokajin-teny   kianteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Teny kely fiangotiana fampiasan' ny anki [...] [tohiny Rajemisa 1985]

Teny iditra aky
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   Endrey! Hanky! Odrey! [Bara] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra aky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Vifotsy: Tafo kaky [Bara] [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   kaky

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06