Teny iditra ala
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] enti-milaza zavatra mitambatra maro, indrindra fa ny zava-maniry [Rakotosaona 1972]
   Fitambarana hazo maro be miara-maniry mandrakotra toerana iray malalaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a forest, a wood [Mal. alas.] [Richardson 1885]
   a forest [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   forêt [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Ohatra  
1Mbola aiza re ny ala, Andriamatoa? [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 95]
2Nanao ny asa nandrasana taminy ala. [Andraina: Mitaraina, takila 206]
3mibirioka aho, may ny ala atsinanana; [Dahle: Angano]
4Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka. [Randriamamonjy: Tantara, takila 398]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny ala itý (12)
Alasora
Analakely
Analamafana
  Analamanga
Analamena
Analaroa
  Analatelo
Analavory
Ialapapango
  Ialatelo
Ialatsara
Maroala
 
Sary  

Teny iditra ala
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Fakana, fanesorana
¶ Fiaingana amin' ny toerana iray mba ho any amin' ny toeran-kafa.
Famaritana anglisy   without, on the outside of, removed, freed from. Much used in making compound words and phrases. See afaka, aka, isotra, saraka. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   sortie, enlèvement [Abinal 1888]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra ala
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   [Provincial] a provincial name for a serpent [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra a (la)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina manohitra; ampiasaina mba hanoherana: Alavy ny hevi-diso ny fitanana ny marina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   ce qu'on emploie pour nier. Alavy ny hevi-diso ny rariny: employez la vérité contre l'erreur [Abinal 1888]
Ny bikany  
alà
alàko
alànao
alàny
alàntsika
alànay
alànareo
alàn'
alàn-
alàm-
nalà
nalàko
nalànao
nalàny
nalàntsika
nalànay
nalànareo
nalàn'
nalàn-
nalàm-
halà
halàko
halànao
halàny
halàntsika
halànay
halànareo
halàn'
halàn-
halàm-
alavy

Teny iditra alà
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   [Bara] Vohana [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/07