Teny iditra ala faditra (ala)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   fombafomba entina misoroka na manaisotra ny ratsy (vintandratsy, mosavy, fanahy ratsy) sy ny loza mety haterany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Used as follows: miala faditra [Richardson 1885]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07