Teny iditra ala fady (ala, fady)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   A grove in which there are graves, and thus is forbidden ground [Provincial] [Richardson 1885]

Teny iditra ala fady (ala, fady)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   Vola omena ny mpandevina; vola na zavatra zaraina amin' ny olona nandray anjara tamin' ny fandevenana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   A present of beef or money from the chief mourner at a funeral to those attending the ceremonies connected with the afana. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2012/01/03