Teny iditra ala fo (ala, fo)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   fanomezana fahafaham-po [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a final effort; without regret; precaution in taking every care necessary for the accomplishment of anything so as to leave no cause for regret or remorse in case of failure; discouragement; without heart. See afa-po. [Richardson 1885]

Teny iditra ala fo (ala, fo)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Dikanteny anglisy   The removal of the pith from rushes to prepare them for plaiting [Richardson 1885]

Teny iditra alafo (alaka)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao alafana [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06