Teny iditra ala fotaka (ala, fotaka)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   sakafo na fifaliana atao rehefa vita ny ketsa na aorian' ny raharaha manahirana iray [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07