Teny iditra alafy (lafy)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Amidy ambongadiny (mba hatao varotra antsinjarany): Nalafiko taminy ny tsaramaso sy voanjobory rehetra terỳ Behandrina [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
alafy
alafiko
alafinao
alafiny
alafintsika
alafinay
alafinareo
alafin'
alafin-
alafim-
nalafy
nalafiko
nalafinao
nalafiny
nalafintsika
nalafinay
nalafinareo
nalafin'
nalafin-
nalafim-
halafy
halafiko
halafinao
halafiny
halafintsika
halafinay
halafinareo
halafin'
halafin-
halafim-
alafaso

Teny iditra alafy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavamaniry mampanolatra fery haingana ny hodiny sy ny raviny (Alafia pauciflora) [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Anarana siantifika   Alafia pauciflora

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14