Teny iditra | alahatra misonga | |
Singan-teny | alahatra ; misonga | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Alahatra miainga amin'ny isa kely indrindra mankamin'ny isa lehibe indrindra [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mettre dans l'ordre croissant [1.13] | |
Tovy hevitra | alahatra mitonibo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |