Teny iditra alahelo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fahoriana, fijalian-tsaina amam-panahy: Latsaka ao anatin' ny alahelo lalina izy ~ Manala alahelo olona
¶ Fisehoana manjonitra: Endrey! izany alahelony nandre ny nahafatesan-dreniny!
¶ Hanina olon-tiana: Matin' alahelo mihitsy i reniny
¶ Sorisory, tsy fahafaliana, fitarainana: Niteraka alahelo ho azy ny teninao anikeheo ~ Raha ananan' olona alahelo ianao, mitadiava hihavana aminy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   sorrow
¶ poverty [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   Grief, depression of spirits, melancholy, dejection; longing after, grieving for
¶ penury [Richardson 1885]
   affliction [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   tristesse, chagrin [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/01/20