Teny iditra alahelohelo (alahelo)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   [duplicatif diminutif] [Abinal 1888]
Ohatra   tsy mba malahelohelo izy ka milaza ny tenany hoe " ory " na " manina " - ary eo no tsy maha-romantika azy velively - nefa kosa tsapa fa toa misy alahelohelo misoko toa manenika ny tena amin'ny teny ampiasainy [Rajemisa: Fiteny 4, takila 44]
Ny bikany  
alahelohelo
alaheloheloko
alahelohelonao
alahelohelony
alahelohelontsika
alahelohelonay
alahelohelonareo
alahelohelon'
alahelohelon-
alahelohelom-

Nohavaozina tamin' ny 2017/01/21