Teny iditra alaika (laika)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao milaika, atao am-pilaminana sy mianoka tsara [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
alaika
alaiko
alaikao
alainy
alaitsika
alaikay
alaikareo
alaik'
alai-
nalaika
nalaiko
nalaikao
nalainy
nalaitsika
nalaikay
nalaikareo
nalaik'
nalai-
halaika
halaiko
halaikao
halainy
halaitsika
halaikay
halaikareo
halaik'
halai-
alaikao

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14