Teny iditra | alaimora | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-daharan-tsikidy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The name given to a certain column in the arrangement of the sikidy [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'une rangée du sikidy [1.3] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Tsipelina hafa | alaomora ~ alemora ~ alahamora ~ alohomora | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny alaimora io | |
unkLabel:: |
| |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/25 |