Teny iditra ala kaforo (ala, kaforo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana anglisy A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year. [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra alakaforo (ala, kaforo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay opiniâtreté, persistence
¶ nom d'un destin [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy. [Dahle: Angano, takila 287]

2019/08/17