Teny iditra ala kely
Singan-teny ala ; kely
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy A little forest, a wood, a grove. [1.2]
Ohatra 
1Andobatapenaka dia efa voavoly bazo sy akondro ka nanjary alakely, nisy Jay fotsy teo anatiny. [1.437]
2Androany Talata hariva, dia noboriajna avokoa ny volon-drizareo, ary rehefa maizimaizina, dia longa teo amin' ny alakely akaikin' ny fitodiana ry zareo, fahiditra an-tsambo. [2.649]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/10