Teny iditra alalina (lalina)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Enti-mampitombo, manalehibe: Hoby sy horakoraka no nalalin' ny vahoaka ny fandresen' ny miaramila [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
alalina
alaliko
alalinao
alaliny
alalintsika
alalinay
alalinareo
alalin'
alalin-
alalim-
alali-
nalalina
nalaliko
nalalinao
nalaliny
nalalintsika
nalalinay
nalalinareo
nalalin'
nalalin-
nalalim-
nalali-
halalina
halaliko
halalinao
halaliny
halalintsika
halalinay
halalinareo
halalin'
halalin-
halalim-
halali-
alalino

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14