Teny iditra alalotra (lalotra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used of that employed as polish, varnish, plaster, or with which it is done [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   avec quoi on polit, on crépit, qui sert de crépissage [Abinal 1888]
Ohatra   Nefa raha tsy amin' ny fotoana mety ho fanaovana azy io no nalalotra ny trano, dia indraindray mitriatra, ka tanteraky ny orana; [Randzavola: Baiboly, takila 376]
Ny bikany  
alalotra
alalotro
alalotrao
alalony
alalotsika
alalotray
alalotrareo
alalotr'
alalo-
alalotry
nalalotra
nalalotro
nalalotrao
nalalony
nalalotsika
nalalotray
nalalotrareo
nalalotr'
nalalo-
nalalotry
halalotra
halalotro
halalotrao
halalony
halalotsika
halalotray
halalotrareo
halalotr'
halalo-
halalotry
alalory

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/09