Teny iditra alamanitra (ala, hanitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy zavamaniry fanalana fofona ny fivalanandrano: atsoboka ao anaty rano mangotraka ny raviny (Helichrysum rusillonii) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Betsileo] (de manitra = odorant, parfumé) Helichrysum rusillonii Hoch. (Asteraceae)). Plante riche en essence et douée de propriétés antibiotiques. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Helichrysum rusillonii

2017/12/12