Teny iditra alamba (lamba)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Ampiasaina hakana valala: Nahoana no nalambanao valala ny lambako? [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
alamba
alambako
alambanao
alambany
alambantsika
alambanay
alambanareo
alamban'
alamban-
alambam-
nalamba
nalambako
nalambanao
nalambany
nalambantsika
nalambanay
nalambanareo
nalamban'
nalamban-
nalambam-
halamba
halambako
halambanao
halambany
halambantsika
halambanay
halambanareo
halamban'
halamban-
halambam-
alambao

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/17