Teny iditra ala mikitroka
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ala matevina ahitana karazan-kazo maro [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   a jungle [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   jungle [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   forêt épaisse [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   ala mikirindro

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07