Teny iditra alamindamino (lamindamina (lamina))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao alamindamina [fitanisana]
Ohatra Ka mba alamindamino ny trano, mba ataovy tsaratsara ny sakafo. [Andraina: I Vola, takila 9]

2014/10/17