Teny iditra alamo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tenan-javatra avy amin' ny alominioma sy potasioma manan-tsiron-tsira handatrandatra ary ampiasaina mba hampiraikitra tsara ny loko atao sora-javatra sy handiovana ny rano mikobana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy alum [Richardson 1885]
Famaritana frantsay alun [Abinal 1888]
Ny fihaviany Anglisy: alum.

2012/10/17