Teny iditra ala mosavy (ala, mosavy)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   fanandramana kely amin' ny hanina aroso na amin' ny zavatra atao fanomezana, eo imason' ilay olona amena azy, mba hampahatoky azy fa tsy misy mosavy ilay zavatra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07