Teny iditra alanalana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tsy fombana ny atsy na ny aroa, tsy fifandraisana na amin' ny an-kilany na amin' ny andaniny
¶ Fiolonolonana, tsy firaisana amin' ny maro fa fihatakatahana mitokantokana irery [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the waiting unenquired of, as in a trial when one party does not appear to vindicate his cause. [Richardson 1885]
Sampanteny  
Ny bikany  
alanalana
alanalako
alanalanao
alanalany
alanalantsika
alanalanay
alanalanareo
alanalan'
alanalan-
alanalam-
alanala-
Fitovian-keviteny   halangalana

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/11