Teny iditra Alananindro
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Ohatra  
1Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Faliandro tany Alananindro. [Randriamamonjy: Tantara, takila 325]
2Alananindro ao atsimo - Homatsazo (na Homatrazo) ao andrefana atsimo. [Randriamamonjy: Tantara, takila 318]
3Tamin' ny andro nanjakan' izy mirahalahy ireo no tonga tany Alananindro ny tafika nentin-dRadama I. [Randriamamonjy: Tantara, takila 326]
4Nizara telo Alananindro, dia Alananindro vatana ao avaratra, Manambolo ao atsimo ary Onisoa ao andrefana. [Randriamamonjy: Tantara, takila 324]

Nohavaozina tamin' ny 2015/08/16