Teny iditra ala nenina (ala, nenina)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   fanaovana izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina any aoriana, fanaovana izay tsy hisian' ny nenina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   freedom from regret or remorse. See ala fo, and afa-nenina. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   action de faire le possible pour en avoir le coeur net [Abinal 1888]
Voambolana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/04/02